Ny Baiboliko dia Baiboly sy Fihirana amin'ny teny malagasy.
Developer: Alain Patrick Rajaonarison
Category: Entertainment (app)
Ny Baiboliko dia Baiboly sy Fihirana amin'ny teny malagasy. Ahitana ireto fihirana manaraka ireto: fihirana FFPM, fihirana fanampiny, Tsanta ary Antema. Ny Baiboliko ihany koa dia ahafahanao manokatra boky telo indray miaraka ao amin'ny baiboly (na: parallel reading of verse).
ilovalar.com
for Android